Serasera - Blog

Vita indray ny fiovan'ny serveur

hery | 15 Aogositra, 2006 08:47

Manana 15 andro hanandramana an'ity serveur vaovao ity indray izany ny serasera.org. Hita hoe matanjaka mihitsy aloha ilay izy hatramin'izao, sady moramora kokoa.

Nahitana olana vitsivitsy tamin'ny fanaovana ny famindrana ka nahatonga fahatapahana matetitetika.

Toa izao ny fizotran'ny fanamboarana.

- SV : omanina ny apache (jerena ny conf sao dia tsy mahazaka betsaka indray)
    - Nisy olana satria kay tsy charé ny mod_rewrite.
    - novaina koa ny maxclient
    + vita 16.37 12/08/2006
- SV : omanina ny mysql (maka tahaka ny ST)
    + vita 16.44 12/08/2006
- ST.SV : Mamindra ny fichiers seraesra rehetra
    + vita 10.56 12/08/2006
- SV : Manao essai ny base de données iray ohatra forum (jerena sao misy charset diso) mampiasa host avy @ ordi
    + nanao upgrade mysql ho mysql.4.1
    apt-get install mysql-server-4.1 mysql-client-4.1 libmysqlclient14-dev
    http://www.howtoforge.com/forums/showthread.php?t=4079&highlight=mysql-server-4.1

    + TSY MAINTSY MANAO DOWNGRADE MYSQL satria misy olana ny login
    + tsy mety fa tsy maintsy manao re-install ny rehetra... :-(

8.57 14/08/2006 nanao ny re-install rehetra dia naverina daholo ireo ambony ireo.

- ST : Lock database insert sy update
- ST.SV :Mamindra ny base de donnéEs
    16.02 14/08/2006
- ST : Ovaina ny sources ho an'ny connexion base serasera.org
    vita
- ST : Ovaina ny zone BIND serasera.org amin'izao fotoana izao (ST)
    vita
- Normalement tokony miaraka mandeha ny ST sy SV
    + Misy olana t@ transfer... tsy nanaraka daholo ny autoincrement 17.53 14/08/2006

- ST.SV : Afindra ny Takelaka.org (base sy files)
    + vita 11.34 15/08/2006
- SV : Test takelaka.org (mampiasa host)
- SV : Manamboatra zone takelaka.org
- Registrar: ovaina ny NS takelaka.org

- SV: mail server mampiasa postfix. Configuration for virtual serv
    http://www.postfix.org/VIRTUAL_README.html
    + vita
- SV : nisy olana ny fampiasana ny module seralogin
    Warning: fsockopen(): php_network_getaddresses: getaddrinfo failed:
    + hitako tao amin'ny http://bugs.php.net/bug.php?id=11058
    + ampidirina ao @ /etc/hosts ny ip sy ny noms de domaines hampiasaina

- SV : Nisy olana be tamin'ny named
    + tsy noraisiny ny @ fa tsy maintsy nosoratana hoe serasera.org.
- SV : Tsy mety tafiditra ny sary
    + Novaina ny tao amin'ny php.ini
- SV : Diso ny nanaovana ny daty
    + commande: date 08151927

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb