Serasera - Blog

Fanovana tato ho ato tao @ namana

hery | 14 Mey, 2007 08:29

Apetrako eto ny fanovana natao tao amin'ny namana izay voatahiry tao amin'ny SVN. Pimaso kely ho an'ilay miteny hoe tsy misy fivoarany mihitsy :-). Koa satria ny namana dia module iray ao anatin'ny Solaitra ka izay fanovana tao amin'io module io ihany no voarakitra eto. Ny Revisions hafa izay mikasika modules hafa amin'ny solaitra dia tsy eto.

 

Revision: 450
Author: hery
Date: 9.38.08, lunedì 14 maggio 2007
Message:
Namana: Nasiana pagination ny hevitra ao amin'ny sary
----

Revision: 431
Author: hery
Date: 12.41.24, giovedì 3 maggio 2007
Message:
Module Namana: Fixing errors when deleting namana
----


Revision: 423
Author: hery
Date: 10.35.27, lunedì 23 aprile 2007
Message:
Namana: Manampy tahiry bizoroka amin'ny Google
----


Revision: 352
Author: hery
Date: 18.55.50, giovedì 15 marzo 2007
Message:
Namana: sary: tsy mihena intsony ny isa rehefa manala sary
Tsy email no alefa rehefa manala sary fa hafatra
----


Revision: 319
Author: hery
Date: 18.12.32, lunedì 5 marzo 2007
Message:
namana: Tsy mahazo isa izay mampiditra sary
----


Revision: 309
Author: hery
Date: 12.06.14, giovedì 1 marzo 2007
Message:
Azo esorina indray ny daty nahaterahana.
----


Revision: 273
Author: hery
Date: 15.32.56, giovedì 8 febbraio 2007
Message:
Nesorina ny fanomezana isa rehefa mandefa hafatra
----


Revision: 269
Author: hery
Date: 18.35.10, martedì 6 febbraio 2007
Message:
Namana: Azo sakanana koa ny mpametraka tsikeran'ny sary. Izany dia vokatry ny abus nataondry bobby sy bozylove
----


Revision: 247
Author: hery
Date: 10.32.41, mercoledì 17 gennaio 2007
Message:
Namana sary: nahitsy kely fa tsy tafiditra any @ blaogy
----


Revision: 246
Author: hery
Date: 23.30.57, mercoledì 10 gennaio 2007
Message:
Namana: Tsy hita ny outbox fa takon'ny cache
----


Revision: 241
Author: hery
Date: 12.59.20, giovedì 28 dicembre 2006
Message:
Namana: Bug fixed. Tsy miseho ny anarana @ sary
----


Revision: 240
Author: hery
Date: 0.16.15, mercoledì 27 dicembre 2006
Message:
Namana: napetraka ny uid
----


Revision: 234
Author: hery
Date: 17.57.27, venerdì 15 dicembre 2006
Message:
Namana: nesorina ny cache ampitao
----


Revision: 231
Author: hery
Date: 23.12.25, giovedì 7 dicembre 2006
Message:
Namana: Nahitsy ny ora. Nahitsy ny filahatry ny hafatra
----

Revision: 226
Author: hery
Date: 13.58.32, martedì 5 dicembre 2006
Message:
Namana: TSy fafaina ao @ serveur ny sary fa manjary very koa ny any amin'ny blaogy.com
----


Revision: 225
Author: hery
Date: 11.32.11, lunedì 4 dicembre 2006
Message:
Namana: Mbola tavela tao @ hafatra fampatsiahivana ny mot de passe.
----


Revision: 224
Author: hery
Date: 0.44.48, lunedì 4 dicembre 2006
Message:
Namana: afaka mamafa tsikera ny tompon'ny sary.
----


Revision: 220
Author: hery
Date: 10.50.27, venerdì 1 dicembre 2006
Message:
Namana: Izaho. possibilité de ne pas mettre signe astro
----


 

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb