Serasera - Blog

Categorie: Ankapobeny

Tsy namana daholo intsony ny mpikambana ao amin'ny serasera.org

Vita soa amantsara ny fanavahana ny users ao amin'ny takelaka namana.serasera.org. Manomboka izao izany dia tsy voatery ho namana (manana hafatra, namana manokana sns) ny mpikambana rehetra ao amin'ny serasera.org (izay misoratra anarana ao amin'ny login.serasera.org).  (tohiny)

Loko

Ireto avy ny mari-doko izay azo ampiasaina.  (tohiny)

Fanovana tato ho ato tao @ namana

Apetrako eto ny fanovana natao tao amin'ny namana izay voatahiry tao amin'ny SVN. Pimaso kely ho an'ilay miteny hoe tsy misy fivoarany mihitsy :-). Koa satria ny namana dia module iray ao anatin'ny Solaitra ka izay fanovana tao amin'io module io ihany no voarakitra eto. Ny...

Inona ny vaovao?

Mahafaly ahy indray ny manoratra ho antsika rehetra mizara izay atao eto amin'ny serasera.org tato ho ato. Ezahina hatao ny milaza amintsika ombieny ombieny ny vaovao vitsivitsy izay mety hahaliana antsika eto amin'ny serasera toa izao. Koa misaotra antsika sahady mampandroso.   (tohiny)

Vita indray ny fiovan'ny serveur

Manana 15 andro hanandramana an'ity serveur vaovao ity indray izany ny serasera.org. Hita hoe matanjaka mihitsy aloha ilay izy hatramin'izao, sady moramora kokoa. Nahitana olana vitsivitsy tamin'ny fanaovana ny famindrana ka nahatonga fahatapahana matetitetika.   (tohiny)

Server test

Manandrana ny tanjaky ny serveur iray aho amin'izao fotoana izao hijerena raha mahazaka ny serasera.org io serveur io. Dia tena gaga aho fa mahatratra 1,6 GB ny takelaky ny serasera.org iray manontolo rehefa natao tao anaty fichier tar.gz anakiray. Nojereko tao amin'ny commande df dia hita fa...

Statistika karajia

Nahatratra 54 ny isa farany ambonin'ny tao amin'ny karajia.org (50 + 5 bots)  izay misy ny resaka mivantan'ny serasera.org. Rehefa tolakandro manomboka amin'ny 2 ora (ora malagasy) ka hatramin'ny 4 ora eo dia mihoatra ny 40 foana no indray miditra ao. Toa izao ny statistika kely isaky ny...

Tany amin'ny blaogy taloha

Sendra hitako tany ho any... anisan'ny nanaovana ny conception-n'ny takelaka namana.serasera.org   Fivoatry ny takelaka Tahiry mardi, novembre 26, 2002 :: 7:45 PM Sao ary dia adinoko no nilaza fa ny antony tsy nisian'ny fivoatry ny takelaka teto dia satria...

bizna.serasera.org

Naseho ampahibe-maso androany ny takelaka bizna.serasera.org izay toerana hisian'ny antso fampandrenesana ary tolobarotra, filazana samihafa ao amin'ny serasera.org.   (tohiny)

Ireo sarintsiky (smiley) ao amin'ny serasera

Ireto ambany ireto ny sarintsiky miasa ao amin'ny serasera.org rehetra   (tohiny)

Blaogin'ny serasera

Hapetraka tsikelikely eto indray ny blaogin'ny serasera ilay tary ambadika tary.    

25 Aout 2002

:: Nangingina tato ho ato ity takelaka ity fa mbola miady saina amin'ny hanaovana ilay pub center. Toa compliqué be ilay phpadsnew kanefa mba efa nikatroka ihany aho. Hita aloha fa mivoaka ny banner fa tsy araka ny ilako azy ho hita eo. :: Na izany aza anefa dia nisy fanatsarana kely...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb