Categorie: Ankapobeny
Vita soa amantsara ny fanavahana ny users ao amin'ny takelaka namana.serasera.org. Manomboka izao izany dia tsy voatery ho namana (manana hafatra, namana manokana sns) ny mpikambana rehetra ao amin'ny serasera.org (izay misoratra anarana ao amin'ny login.serasera.org). (tohiny)
Ireto avy ny mari-doko izay azo ampiasaina. (tohiny)
Apetrako eto ny fanovana natao tao amin'ny namana izay voatahiry tao amin'ny SVN. Pimaso kely ho an'ilay miteny hoe tsy misy fivoarany mihitsy :-). Koa satria ny namana dia module iray ao anatin'ny Solaitra ka izay fanovana tao amin'io module io ihany no voarakitra eto. Ny...
Mahafaly ahy indray ny manoratra ho antsika rehetra mizara izay atao eto amin'ny serasera.org tato ho ato. Ezahina hatao ny milaza amintsika ombieny ombieny ny vaovao vitsivitsy izay mety hahaliana antsika eto amin'ny serasera toa izao. Koa misaotra antsika sahady mampandroso. (tohiny)
Manana 15 andro hanandramana an'ity serveur vaovao ity indray izany ny serasera.org. Hita hoe matanjaka mihitsy aloha ilay izy hatramin'izao, sady moramora kokoa. Nahitana olana vitsivitsy tamin'ny fanaovana ny famindrana ka nahatonga fahatapahana matetitetika. (tohiny)