Serasera - Blog

Tsy namana daholo intsony ny mpikambana ao amin'ny serasera.org

hery | 04 Jiona, 2007 14:28

Vita soa amantsara ny fanavahana ny users ao amin'ny takelaka namana.serasera.org. Manomboka izao izany dia tsy voatery ho namana (manana hafatra, namana manokana sns) ny mpikambana rehetra ao amin'ny serasera.org (izay misoratra anarana ao amin'ny login.serasera.org). (tohiny)

Loko

hery | 04 Jiona, 2007 13:34

Ireto avy ny mari-doko izay azo ampiasaina. (tohiny)

Fanovana tato ho ato tao @ namana

hery | 14 Mey, 2007 08:29

Apetrako eto ny fanovana natao tao amin'ny namana izay voatahiry tao amin'ny SVN. Pimaso kely ho an'ilay miteny hoe tsy misy fivoarany mihitsy :-). Koa satria ny namana dia module iray ao anatin'ny Solaitra ka izay fanovana tao amin'io module io ihany no voarakitra eto. Ny Revisions hafa izay mikasika modules hafa amin'ny solaitra dia tsy eto.

 (tohiny)

Inona ny vaovao?

hery | 02 Martsa, 2007 12:19

Mahafaly ahy indray ny manoratra ho antsika rehetra mizara izay atao eto
amin'ny serasera.org tato ho ato. Ezahina hatao ny milaza amintsika ombieny
ombieny ny vaovao vitsivitsy izay mety hahaliana antsika eto amin'ny serasera
toa izao. Koa misaotra antsika sahady mampandroso.
 (tohiny)

Vita indray ny fiovan'ny serveur

hery | 15 Aogositra, 2006 08:47

Manana 15 andro hanandramana an'ity serveur vaovao ity indray izany ny serasera.org. Hita hoe matanjaka mihitsy aloha ilay izy hatramin'izao, sady moramora kokoa.

Nahitana olana vitsivitsy tamin'ny fanaovana ny famindrana ka nahatonga fahatapahana matetitetika.

 (tohiny)
1 2 3  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb